Tantara tamin'ny 14 Septambra 2020
(2009) Meksika: Fanahiana amin'ny fielezan'ny gripan-kisoa [mitovy fepetra amin'ny ankehitriny 2020]
Niteraka ahiahy ny fihanaky ny gripan-kisoa izay nahafaty olona miisa 68 tao Mexico sy namparary olona 1.000 hafa. Nahatonga ny fanakatonana ny sekoly sy ny fanafoanana ny hetsika ara-kolontsaina ny valan'aretina. Nitandrina ny mponina eny an-dalambe tao an-drenivohitra mba hialana amin'ilay viriosy raha niandry hahita hoe ve miely ny aretina ny hafa.
Fahaizana fiteny maro ety anaty aterineto sy fifanakalozana asa fandikàna
[..]Tianay ... ny handinika raha toa ny sehatra iray fifanakalozana ka ho afaka hitondra fifandraisana mora kokoa eo amin'ireo tantara tsara indrindra avy amin'ireo gazetin'olontsotra sy ny media izay mety hangataka asa fandikàna lohahevitra iray manokana[...]