- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Goatemala: Fandoroana ny devoly

Sokajy: Amerika Latina, Goatemalà, Fivavahana, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2007)

Fomban-drazana any Goatemalà antsoina hoe “la Quema del Diablo”  [1](ny fandoroana ny devoly) ny mamoaka ny fakon'ny tsirairay ary mandoro izany, izay manamarika ny fandoroana ny fanahy ratsy ho endriky ny fanadiovana. Tsy mino ity fomban-drazana ity i Oscar Mota avy amin'ny Desde Guate, indrindra noho ny fandotoana aterak'izany.

Nosoratan'i Eduardo Avila [2].