Goatemala: Fandoroana ny devoly

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2007)

Fomban-drazana any Goatemalà antsoina hoe “la Quema del Diablo” (ny fandoroana ny devoly) ny mamoaka ny fakon'ny tsirairay ary mandoro izany, izay manamarika ny fandoroana ny fanahy ratsy ho endriky ny fanadiovana. Tsy mino ity fomban-drazana ity i Oscar Mota avy amin'ny Desde Guate, indrindra noho ny fandotoana aterak'izany.

Nosoratan'i Eduardo Avila.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.