Tantara tamin'ny Aogositra, 2020
Azia Atsimo Atsinanana: Tafihana ireo mpiaro ny zon'olombelona sy mpanao gazety

Tao anatin'ny roa herinandro farany no nahitana tranga mampiahiahy momba ny fisamborana, fanamelohana ary fanaovana bemidina mikendry ireo mpikatroka ny zon'olombelona sy mpanao gazety ao Thailandy, Kambodza, Malayzia ary Vietnam.
Belarosia anaty fisafotofotoana
Mandalo krizy politika, izay ilay mety tena goavana indrindra hatramin'ny nahazoany fahaleovantena i Belarosia. Ity firenena Eoropeana atsinanana ity izay misy mponina manodidina ny 10 tapitrisa dia nentin'ny Filoha Alyaksandr...
Amin'ny maha-Salvadoreana ahy, marika fiainana azo antoka i Etazonia ho ahy saingy rava izany ankehitriny

Mampisalasala sy mahavery fanantenana ho an'ireo mpifindra monina toa ahy ny fanavaozana tsy misy fitsaharana ny rafitry ny fifindramonina any Etazonia eo ambany fitantanan'i Trump.