Tantara tamin'ny Aogositra, 2020
Serbia : Fisaintsainana momba ny fisalasalàna sy ny finoana
Tsy tokony ho heloka mihitsy ny fisalasalàna. Raha manana fisalasalàna aho, dia misaina aho izany. Raha misaina aho, dia misy aho izay (cogito, ergo sum)...Zavatra iray ny hoe manaiky an'Andriamanitra amin'ny fony, ary zavatra iray hafa ny hoe olona iray hafa no manery azy amin'izay tsy maintsy hoeritreretiny momba azy .