Tantara tamin'ny 16 Aogositra 2020
Belarosia anaty fisafotofotoana
Mandalo krizy politika, izay ilay mety tena goavana indrindra hatramin'ny nahazoany fahaleovantena i Belarosia. Ity firenena Eoropeana atsinanana ity izay misy mponina manodidina ny 10 tapitrisa dia nentin'ny Filoha Alyaksandr...