Tantara tamin'ny 02 Aogositra 2020
Mpanao fihetsiketsehana “Manila Pride” mamaly bontana sy mitantara ny fijaliana iaretana rehefa ahiboky ny polisy
"Midrikina isika manohitra ny sedra rehetra. Fanoherana ny androm-piainantsika. Eto isika handrava ireo rafitra mpamoritra, hanova ny zavatra tsy azontsika ekena." hoy i Carla Nicoyco, Filipiana mpikatroka avy amin'nyvondrompiarahamonina LGBTQ+.
Malawi: Horohorontany miisa 30 tao anatin'ny 3 herinandro
Fisehoan-javatra tsy fahita firy araka ny famaritan'ny jeology sasany, nitrangana horohorontany miisa 30 ny distrika avaratr'i Malawi ao Karonga tao anatin'ny telo herinandro ka farafahakeliny olona miisa 5 no maty, ary maherin'ny 200 no naratra ary olona maherin'ny 3,000 no tsy manan-kialofana. Mailaka ireo bilaogera nizara ny fanehoan-kevtr'izy ireo.