Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Sarimiaina hanoherana ireo hevi-diso momba ny valanaretina Ebôlà

(Fanamarihana avy amin'ny mpandika: Lahatsoratra fandrakofana manokana ny valanaretina Ebôlà tamin'ny 2014 izy ity. Ny rohy tsy nasiana fanamarihana dia mitondra mankamina lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

Niaraka niasa ny United Methodist Communications, Chocolate Moose Media ary iheed mba hamokatra  sarimiaina iray ho alefa any Afrika Andrefana ho entina miady amin'ireo hevi-diso momba ny fomba fifindràn'ny valanaretina Ebôlà, ary ho entina misoroka ilay aretina. Ny  United Methodist Communications no namatsy vola tamin'ny ampahany ny famoronana ilay sarimiaina, notontosain'ny Chocolate Moose Media, izay navoaka taminà fiteny marobe, toy ny anglisy, frantsay ary fiteny hafa maro avy ao Afrika Andrefana. Firenena folo no nifandrimbona mba hamoaka ilay sarimiaina : Kanadà, Ginea, India, Côte d’Ivoire, Liberià, Nizerià, Afrika Atsimo, Sierra Leone, Soisa ary Etazonia.

Ny ady ataon'i Afrika Andrefana hanakànana ny Ebôlà (#StopEbola)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.