Tantara tamin'ny 21 Jolay 2020
Amerika Latina : Ny dian'ireo mpifindramonina
(Fanamarihana: lahatsoratra fandrakofana lohahevitra iray manokana nataon'ny Global Voices tamin'ny taona 2013 – Ny rohy tsy asiana fanamarihana manokana dia mitondra ho amin'ny lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy) Tatitry ny NACLA...
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Lami’ Tsai-Wei Hung, mpikatroka ho an'ny fiteny Sakizaya
Fantaro misimisy kokoa i Lami’ Tsai-Wei Hung. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 15 - 21 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Sakizaya ampiasina ao Taiwan
Mandray ny maripanan'i Hong Kong: Hanao ahoana ny hoavin'ny hetsika ao amin'ny fanoherana?
Hatramin'ny hetsika nahazoana olona roa tapitrisa tamin'ny herintaona ka hatramin'ny "faribolana ara-toekarena mavo" amin'izao fotoana, nandray endrika maro ny fifaharana isa-toerana.