- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ireo pejy fitantarana manokana

Sokajy: Mediam-bahoaka

Ato anatin'ireto pejy ireto no hamintinanay ny fitantarana ankapobeny ataon'ny Global Voices momba ireo vaovao lehibe amin'ny alàlan'ny bilaogy sy ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany. Mandefasa mailaka aty aminay [1] raha manana soso-kevitra ho an'ireo pejy fitantarana vaovao manokana ianao.