Tantara tamin'ny 02 Jolay 2020
Shina, ny fahalotoana ary ireo “vohitry ny homamiadana”
Nisy akony teny anivon'ireo mpampiasa aterineto ny fampitandremana nataon'ilay shinoa mpanefoefo hoe tsy afaka hiaro ireo mpanankarena tsy ho tratry ny krizy manjo ny tontolo iainana raha izay vola. Efa betsaka sahady ireo mpampiasa aterineto no efa miasa saina amin'ny fahalotoan'ny rivotra sy ny rano ao amin'ny firenena, ary koa ny olan'ny fanjarian-tsakafo.
Olan'ny fahalotoana ao Shina
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny 2013. Ny rohy rehetra tsy nasiana fanamarihana manokana dia hitondra anao ho any amina lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy)) Ny fanosehan'i Shina mafy ny firoboroboana ara-toekarena tato anatin'ireo taompolo faramparany dia nisy fiantraika mahatsiravina tamin'ny tontolo iainana ao amin'ny firenena. Mamely ireo faritra maro an-drenivohitra ao...
Ny dindo navelan'ireo Portiogey tamin'ny hainahandro indiàna
Misy dindo ao anatin'ny hainahandro ao India ny taonjato efatra nandalovan'ireo Portiogey tany an-toerana. Vitsivitsy monja amin'ireny sakafo mamofompofona portiogey ireny no atolotray ato.
Filma fohy mampiseho hoe ahoana izany mainty ao Japana
Tsy maintsy nizaka sy nianatra, araka ny niainany azy ihany, ny fomba hiatrehana ireo fanesoana mpanavakava-bolonkoditra nataon'ny mpiara-mianatra aminy vaovao ilay zazalahy, izay sady mainty no Japoney.