- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny tetikasa “Rising Frames”

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices
[1]

Fitaovana fandraketana ao an-trano. Saripikan'i Psubhashish, azo alaina amin'ny alàlan'ny lisansa CC BY-SA 4.0 tao amin'ny Wikimedia Commons

Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames [2] ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao.

Tetikasa 1:

[6]
[7]

A Guaraní journalist questions the lack of critical coverage of oil production in the Gran Chaco [7]

01 Jona 2023
[8]

A young Guaraní questions the absence of his native language in the media [8]

01 Jona 2023