
Fitaovana fandraketana ao an-trano. Saripikan'i Psubhashish, azo alaina amin'ny alàlan'ny lisansa CC BY-SA 4.0 tao amin'ny Wikimedia Commons
Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao.
Tetikasa 1: