Tantara tamin'ny 16 Jona 2020
Mihetsika manivana ny vaovao mivoaka amin'ny Twitter momba ilay fanafihana tao Cabo Delgado ry zareo Môzambikàna
Mihetsika ireo mpampiasa aterineto mba hizara vaovao sy lahatsary momba ny herisetra mianjady amin'ny faritanin'i Cabo Delgado, toerana anjakan'ireo vondrona mitam-piadiana hatramin'ny 2017.
Mpikatroka ho an'ny fiteny yorùbá mitolona ho an'ny hamaroam-piteny ety anaty habaka nomerika
Katsahan'i Adéṣinà Ọmọ Yoòbá, nizeriàna mpikatroka mpiaro ny kolontsaina sy fiteny yorùbá, ny hanetsina ny hantsana nomerika sy ara-piteny.
Voasambotry ny polisy frantsay i Félicien Kabuga, heverina ho mpamatsy vola ny fandripaham-bahoaka tao Rwanda
Rehefa nandositra 26 taona i Félicien Kabuga ahiana ho nanaofandripaham-bahoaka dia voasambotra tamin'ny 16 mey 2020
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Sok Socheat, mpikatroka ho an'ny fiteny Bunong
Fantaro i Sok Socheat, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17-23 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Bunong, ifampiresahana ao Kambodza.