Mey, 2020

Tantara tamin'ny Mey, 2020

Moldavia: Miandry olona hafa mpametraka mpitondra ?

  14 Mey 2020

Tsy zava-baovao ho an'i Moldavia ny politika misafotofoto. Araka ny fomba fijery ifanekena, dia firenena misisika eo anelanelan'i Okraina sy Romania, tafiditra eo anelanelan'i Rosia sy ny Tandrefana, ary heniky ny fahantrana sy ny kolikoly izy io. Tamin'ny ririnin'ny taona 2018, nanjary feno ahiahy momba ny fampanjakana ny ara-dalàna ny...