Tantara tamin'ny 23 Mey 2020
Resadresaka niarahana tamin'i Tumi Tanakyuwan, mpikatroka ny fiteny Thau
Fantaro ary i Tumi Tanakyuwan, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 20-26 May 2020. Hizara ny asany amin'ny fiteny Thau izy, fiteny ampiasaina any Taiwan.