Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

20 Mey 2020

Tantara tamin'ny 20 Mey 2020

« Rehefa maty, dia maty» : ny COVID-19 sy ny fanokafana indray ny toekarena ao Jamaika

Miaraka amin'ny fialàna amin'ny fihibohana, hiverina amin'ny andavanandro ny toedraharaha. Tsy mino aho hoe ho « andavanandro vaovao » io, fa dia andavanandro fotsiny

Noho ny ady ataon'i Tonizia amin'ny Covid19, voatohintohina ny fahalalahana maneho hevitra

Roa ireo bilaogera nosamborina satria niampanga ireo manampahefana any an-toerana ho nanao kolikoly mifandraika amin'ny fitsinjaràna ireo fanampiana, raha iray kosa mpanao gazety miatrika ompa sy fanivaivàna ety anaty tambajotra satria nanakiana ny minisitry ny fahasalamàna.

Vehivavy maka habaka iray nandritry ny fetibe Oruro tao Bôlivia

Voahilika hatry ny ela tsy ho afaka mandray anjara amin'ny fetibe, takian'ireo vehivavy sy ireo olona tsy an'ny atsy na ny aroa ny toeran-dry zareo.

Momba ny Rising Voices

Mikendry ny hanitatra ny tombontsoa sy hanatratra ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany amin'ny alàlan'ny fampifandraisana ireo mpikatroky ny fampitam-baovao an-tserasera manerana izao tontolo izao ary hanohana ny hevitr'izy ireo tsara indrindra ny Rising Voices.