- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Aprily 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Aprily 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 791 isika, nahasarika mpitsidika 363.861 ary jeripejy miisa 439.805. Nahatratra 257.563 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.472 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Italiana 144
Frantsay 112
Espaniola 110
Rosiana 80
Arabo 65

Tsidi-pejy

Espaniola 177.502
Frantsay 45.692
Portiogey 35.329
Italiana 30.672
Japoney 23.448

Mpiondana Facebook

Arabo ar 121.253
Shinoa 42.857
Espaniola es 19.507
Frantsay fr 17.087
Amharic am 8.826

Mpanjohy Twitter

Shinoa 179.149
Arabo ar 42.033
Bangla bn 8.295
Espaniola es 7.553
Frantsay fr 5.579

Misaotra betsaka ry Lingua tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoananareo ! Tohizo hatrany ny asanareo mampitolagaga !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [4] sy Facebook [5]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [6]. Mandika teny amin'ny teny ampolony [7] maro isika! Farany, misorata anarana handray ny tararasim-baovao Lingua [8]!