- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Martsa 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Martsa 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 666 isika, nahasarika mpitsidika 314.987 ary jeripejy miisa 376.371. Nahatratra 257.472 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.474 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika volana marsa:

Lahatsoratra

Espaniola 128
Grika 102
Italiana 100
Frantsay 90
Rosiana 59

Tsidi-pejy

Espaniola 137.465
Frantsay 44.572
Portiogey 33.488
Italiana 23.415
Japoney 19.368

Mpiondana Facebook

Arabo ar 121.358
Shinoa 42.876
Espaniola es 19.494
Frantsay fr 17.093
Amharic am 8.800

Mpanjohy Twitter

Shinoa 179.287
Arabo ar 42.045
Bangla bn 8.270
Espaniola es 7.555
Frantsay fr 5.575

Ao anatin'ny fotoana tsy mahazatra isika izao ary manao izay afany ireo mpanjay anjara Lingua. Misaotra betsaka anareo !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [7] sy Facebook [8]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [9]. Mandika teny amin'ny teny ampolony [10] maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [11]!