- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Janoary 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Janoary 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 539 isika, nahasarika mpitsidika 273.309 ary jeripejy miisa 420.501. Nahatratra 258.409 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.960 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2]

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana Janoary iny:

Lahatsoratra

Espaniola 103
Grika 64
Italiana 61
Frantsay 59
Malagasy 52

Tsidi-pejy

Espaniola 96.478
Japoney 38.370
Frantsay 37.285
Portiogey 31.807
Rosiana 21.774

Mpionadana Facebook

Arabo ar 122.399
Shinoa 42.967
Espaniola es 19.411
Frantsay fr 17.175
Amharic am 8.805

Mpanjohy Twitter

Shinoa 180.085
Anglisy 86.246
Arabo ar 42.171
Bangla bn 8.206
Espaniola es 7.578
Frantsay fr 5.552

Misaotra anareo Lingua !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [4] sy Facebook [5]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [6]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [7] izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [8]!