Nanome tolotra aterineto mora ny orinasan'ny finday ao Mozambika sy Cap Vert mba hanentanana ny olona hijanona ao an-trano
Mihabetsaka hatrany ireo Afrikana voabaiko hijanona any an-tranony ao anatin'izao valanaretina COVID-19 izao, nanolotra fihenam-bidy lehibe amin'ny angondrakitra finday ny orinasan'ny fifandraisandavitra any Mozambika sy Cap Vert izay an'ny fanjakana.
Tranganà COVID-19 miisa 10 hatreto no hita tao Mozambika ary tsy mbola nisy maty, raha nahitana tranga miisa enina sy maty iray kosa tao Cap Vert. Tamin'ny herinandro lasa teo, samy nametraka fahamehana mandritra ny 30 andro ny firenena roa, sy ny mety hisian'ny fanitarana izany.
Araka ny filazan'ny masoivohom-baovao Lusa ao Portugal :
As duas operadoras cabo-verdianas de telecomunicações móveis, CV Móvel e Unitel T+, anunciaram hoje uma campanha conjunta disponibilizando gratuitamente um pacote de 2.000 MB de Internet para apelar à permanência em casa, como prevenção da covid-19.
Denominada de pacote “Fica em Casa”, a campanha foi anunciada em conjunto pelas duas operadoras, numa mensagem divulgada nas redes sociais na qual assumem que “uniram forças” para que os cabo-verdianos fiquem “bem em casa”.
A campanha oferece aos clientes das duas operadoras, além de um pacote de 2.000 Mega Bytes (MB) de dados, 15 minutos de comunicações para todas as redes nacionais, para serem consumidos até o dia 30 de Abril.
Nanambara ny hetsika fanentanana miaraka androany ny mpamatsy tolotra finday roa ao Cap Vert, CV Móvel sy Unitel T +izay hanomezana tolotra aterineto maimaimpoana 2.000 MB mba hanentanana ny olom-pirenena hijanona ao an-trano, ho endrika fisorohana ny COVID-19.
Nomena anarana hoe “Fica em Casa” (“mijanona ao an-trano” amin'ny teny malagasy), nambaran'ny mpamatsy tolotra finday roa tao amin'ny tambajotra sosialy tamin'ny hafatra ny tolotra izay nilaza fa “niara-niasa” izy ireo” mba hijanon'ireo Cap Verdeana ho lavitry ny aretina “any an-trano”.
Omen'ireo mpandraharahan'ny fifandraisandavitra roa ireo anaty fonosana iray miaraka amin'ny angondrakitra 2000 MB ny antso 15 minitra ho an'ny tambajotra rehetra izay azo ampiasaina hatramin'ny 30 aprily.
Covid-19: Campanha dá 2.000 MB de Internet para deixar cabo-verdianos em casa – https://t.co/QOBPKE5rGD pic.twitter.com/rSUDEuT7vo
— Agência Lusa (@Lusa_noticias) March 29, 2020
COVID-19: Manome aterineto 2000 MB ny fanentanana ho fanampiana ny Cap Verdeana hijanona any an-trano.
Misalasala amin'ny fahombiazan'ny fanentanana tahaka izao ny olona vitsivitsy satria maro ny Cap Verdeana no tsy manana fifandraisana aterineto tsy tapaka:
Isso é que gozação!!! Quantos cabos verdianos tem internet? Vão gozar com o raio que os partam!
— José Carlos Lima (@JosCarl18423278) March 29, 2020
Mampihomehy !!! Firy ny Cap Verdeana manana aterineto ? Ndana mandeha any !
57 isanjaton'ny mponina miisa miisa 560.000 no mampiasa aterineto ao amin'ny firenena nosy Cap Vert, araka ny angondrakitra tamin'ny 2017 nataon'ny Banky Iraisam-pirenena. 50 isanjato ny salan'isa ankapobeny manerantany tamin'io taona io.
Nanao fanentanana toy izany ihany koa niaraka tamin'ilay teny filamatra hoe “mijanona ao an-trano” ny mpandraharahan'ny finday an'ny fanjakana TmCel tany Mozambika, izay ambany kokoa indray ny fidirana amin'ny aterineto, hoy ihany ny tatitra nataon'ny Banky Iraisampirenena izay nilaza fa ny 10 isanjaton'ny olona miisa 30 tapitrisa ao aminy ihany no mpisera aterineto, .
Ahitana tolotra manomboka amin'ny 1 ka hatramin'ny 5 GB, mitentina 25 ka hatramin'ny 100 meticals (0.37 ka hatramin'ny 1,50 USD) ny fanentanana.
Activa já as ofertas #FicaEmCasa a partir de 25MT válidas por 30 dias. Digita *219# escolhe a tua oferta e Fica em casa com à Tmcel.
Para mais informação visita o link abaixo:https://t.co/dKoUI0E0wT
— Moçambique Telecom, SA (@tmcel_mz) March 29, 2020
Ampiasao ny tolotra #Mijanonaaoantrano 25 meticals manan-kery mandritra ny 30 andro.
Tsindrio ny *219# safidio ny tolotra ary mijanona ao an-trano miaraka amin'ny Tmcel. Raha mila fanazavana fanampiny dia tsidiho ny rohy eto ambany :: https://t.co/dKoUI0E0wT
Nisy mpisera Twitter vitsivitsy nametra-panontaniana na dia toa hita fa tafita tsara aza ny tolotra:
Boa iniciativa.
A qualidade é boa também?— DiPaulo (@APaulo27) March 29, 2020
Tsara ny fandraisana andraikitra.
Tsara ihany koa ve ny kalitao?
Tsy mora ho an'ireo mpiasa tsy ara-dalàna sy ireo mitady ny hohaniny isan'andro ny fijanonana ao an-trano na ao Mozambika na ao Cap Vert. Nisioka ilay mpikatroka Tomás Queface hoe:
O #Coronavirus revela mais uma faceta das desigualdades sociais. Enquanto que #StayAtHome é um privilégio para poucos, para os pobres é um constante dilema: ficar em casa sem sustento, ou continuar a trabalhar e arriscar a sua saúde ou pôr em risco a saúde de outros.
— Tomás Queface (@tomqueface) March 30, 2020
Manambara endrika iray hafa amin'ny tsy fitoviana ara-tsosialy ny #Coronavirus. Raha tombondahiny ho an'ny olombitsy manokana ny #Mijanonaanyantrano dia zava-manahirana hatrany kosa izany ho an'ny mahantra: na mijanona ao an-trano tsy misy sakafo na manohy ny asa ary mampidi-doza ny fahasalamany sy mampidi-doza ny fahasalaman'ny hafa.
Zahao ny pejy manokan'ny Global Voices amin'ny fiantraikan'ny COVID-19 amin'ireo fokonolona manerana izao tontolo izao Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Zahao ny pejy manokan'ny Global Voices amin'ny fiantraikan'ny COVID-19 amin'ireo fokonolona manerana izao tontolo izao Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...