- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

LAHATSARY: Ny fomba fifidianana ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana Global Voices 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, Filankevitra-GV-2020

Nanatontosa fanazavazavana haingana sy mahomby momba ny fomba atao amin'ny fifidianana biraon'ny filankevi-pitantanana hoavy izahay izay manasongadina ireo kandida maherifo miaraka amin'ny feonkiran'ny sahona any amin'ny tany mafana.