Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

07 Avrily 2020

Tantara tamin'ny 07 Avrily 2020

Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Tanya Lokot

"Mijanona ho fotoana betsaka amin'ny fiainako ny GV, ary tiako ny hanome domberina ho an'ireo GV-ers mpiaramiasa amiko sy hanokana sasantsasany amin'ny fotoanako hisoloana tena ny feo sy ny zava-mahaliana an-dry zareo."

Mitokona ireo infirmiera any Papouasie-Nouvelle-Guinée noho ny tsy fahampian'ny fiarovana amin'ny COVID-19

"Zava-dehibe indrindra ny fiarovana ny mpiasa ary tokony haka ny toeranay ireo manampahefana mba hahatakaran'izy ireo tsara ny antony anaovanay izany."