Tantara tamin'ny 03 Avrily 2020
Kandida amin'ny fifidianana Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2020, misolo tena ny nanao fifanarahana arak'asa: Mong Palatino

"Hirika tsy manampaharoa izao hizarana ny fomba fijerin'ny menavazana hanampiana amin'ny fitarihana amin'ny hoavin'ny vondrom-piarahamonintsika"
Kandida amin'ny fifidianana Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2020, misolo tena ny nanao fifanarahana arak'asa: Nwachukwu Egbunike

Ho voninahitra [tsy mendrika] ahy ny hanompo ao amin'ny filankevi-pitantanana. Mari-pitiavana avy amin'ireo mitovy amiko ary antso hanome betsaka kokoa ho an'ny vondrom-piarahamonina tena tiako izany.
Kandidà amin'ny fifidianana biraon'ny filankevipitantanana GV 2020, misolo tena ny nanao fifanarahana arak'asa: Gabriela García Calderón

"Amin'ny fifaninanana hahazoana toerana ao amin'ny fitantanana, manantena ny "hisolo ny feon'ireo Gvers hafa i Gabriela. Heveriko fa fantatro tsara ny atao hoe GVer..."