Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Kevin Rennie

Kevin Rennie. Sary: Jer Clarke (CC-BY-NC)
Kevin, mpampianatra tamin'ny ambaratonga faharoa saingy efa nitsahatra, ary monina ao Melbourne, Aostralia amin'izao fotoana izao. Sendikalista sady mpikambana ao anatin'ny antokon'ny mpiasa ao Aostralia hatramin'ny 1972, nandany taona marobe nampianatra tany amin'ireo Faritany Avaratra, ao Katherine, ary tao Maningrida, nanaraka vondrompiarahamonina teratany tao Arnhem Land. Ny Desambra 2008 i Kevin no nirotsaka ho GVer sy nandray anjara indrindra indrindra ho toy ny mpanoratra tao anatin'ny tarika tao amin'ny faritra Azia Atsimo Atsinanana ary Oseania.
Ireo rehetra nirotsaka ho fidiana ho ao anatin'ny filankevipitantanana 2020 dia nasaina namaly ireo andiana fanontaniana vitsivitsy eto ambany. Aza misalasala mametraka fanontaniana fanampiny amin'i Kevin, atao ao anatin'ny toerana ho an'ny fanehoankevitra amin'ity lahatsoratra ity!!
Inona no tena manintona anao indrindra momba ny fidirana hiasa ao anatin'ny filankevipitantanan'ny GV?
Ny fahafahana miasa miaraka amin'ity vondrompiarahamonina tsy mampino ananantsika ity mba hanakaikezana tontolo iray izay tena mila fatratra ny fisian'ireo feo tsy miankina.
Talenta, traikefa, fifandraisana, ary fahaizana manokana toa inona no ho atolotrao ny Global Voices amin'ny maha-solontenan'ireo mpirotsaka an-tsitrapo anao?
Amin'ny maha-mpampianatra / mpianatra ahy, mpamaha olana aho, olona mpiasa anaty tarika ary olona.
Ao anatin'ny traikefako ny asa fanoratana ety anaty aterineto, ny famokarana lahatsary sy fanaovana fikarohana miharo fanadihadiana. Somary mahay kely ny resaka teknolojia ihany aho, na tsy tena mahafehy betsaka azy aza.
Ny tambajotra midadasika ananako dia ahitàna ireo mpikatroka liampivoarana sy ireo vondrompiarahamonina toy ireo izay miaro ny zon'olombelona ny tontolo iainana ary fahalalahana nomerikantsika. Ao anatiny ireo mpanao gazety sy mpanao sariitatra, na avy amin'ny media tranainy na ny vaovao. Manana fifandraisana tsy tapaka amin'ireo vondrompiarahamonina voakasiky ny resaka zon'ireo teratany sy mpialokaloka. Ny fisoloana tena ny GV matetitetika amin'ireo kaonferansa, atrikasa sy hetsika natao ho an'ny daholobe.
Ny firehetampoko hahita fomba vaovao dia mifanaraka amin'ny fitoniana sy ny fahaiza-mikarataka. Nahazo fahalalàna misimisy kokoa momba ny vondrompiarahamonintsika aho tato anatin'ny 11 taona farany. Voarakitra ato ny zavatra nainako niaraka tamin'ny GV https://community.globalvoices.org/2017/03/gv-board-elections-2017-kevin-rennie/
Raha mijery ny taona telo ho avy ianao, inona, araka ny hevitrao , no tokony ho laharampahamehana ho an'ny GV amin'ny maha-fikambanana azy?
Sehatra iray maika ny fametrahana ny jeritodika, indrindra fa ny famantarana ireo sehatra atao laharampahamehana ho an'ireo tantara soratanao. Ilaintsika ny manatsara ny fifandraisana sy ny fifampizaràna eo amin'ny samy mpanoratra sy mpandika lahatsoratra. Tsy maintsy irosoana ny fampahafantarana ity vondrompiarahamonintsika maro fiteny ity sy ny tantarantsika. Tsy maintsy trandrahantsika ireo fomba hahatrarana ireo olona tena mendrika hiantefan'ny asantsika, sy manao izay hahalasa azy ireny ho mpitsidika tsy tapaka.
Tamin'ny volana lasa iny, raha ny isan'ny mpitsidika ny tranonkalantsika amin'ny teny anglisy dia 75% mihoatra noho ny salanisan'ny isambolana teo aloha hita tamin'ny taona lasa, ary 50% betsaka kokoa noho ny fitsidihana pejy hatramin'ny nanombohan'ny GV. Mila maka lesona avy amin'ny fandrakofana manokana sy tokamiavaka ataontsika amin'ny krizin'ny COVID-19 isika, ary mitrandraka fomba misy fahaizamamorona amin'ny resaka fampandraisana anjara ny mpanjohy antsika. Hitàna anjara andraikitra goavana amin'izany ny Lingua, mandritra sy aorian'ilay valanaretina, amin'ny fanatrarana mpamaky betsaka araka izay tratra.
Zavadehibe ny hanohizantsika ny fandrakofana tantara maro karazana, fanampin'ireo krizy misy amin'izao fotoana izao.
Inona amin'ny endriky ny asan'ny GV no tena mahaliana anao indrindra?
Ny trano famoahambaovao no fon'ny fandraisako anjara amin'ny GV. Miha-mavitrika hatrany aho miaraka amin'ny Advox, izay mifamatotra amin'ny asako momba ny zon'olombelona.
Misy fahalinana tsy mitsahatra ny mitombo ihany koa amin'ny fampiasantsika ny media sôsialy.
Inona no tianao hotsongaina avy amin'io traikefa miasa ho an'ny filankevipitantanana io, na amin'ny resaka asa izany, na ho an'ny tena manokana?
Ny fomba fijery matianina ny fahasarotan'ny asam-pikambanana. Ny finamànana – “mateship” hoy isika izay.
Ahoana no fomba hampivadianao ny asan'ny filankevipitantanana amin'ireo adidy aman'andraikitrao hafa, na ny manokana izany, na amin'ny asa?
Tontolo andro aho no olontsotra mpanao gazety.
Inona no fomba ho ampiasainao ho firotsahana sy hihainoanao ny vondrompiarahamonina mba hampahomby ilay fisoloana tena eny anivon'ny filankevipitantanana?
Ny filankevipitantanana GV sy ny vondrona google ananantsika, ny imailaka ary ny media ety anaty aterineto dia fitaovana vitsy monja ihany hanangonana ny filàna sy ny sosokevitr'ireo GVers ary hanaovana tatitra tamberina. Loharano tsy dia tsara trandraka loatra ilay bilaogin'ny vondrompiarahamonintsika. Afaka hanatsarana ihany koa ny asantsika ireo vondrona manaraka tarakevitra, lohahevitra na olana. Tsy maintsy jerentsika ihany koa ny hanaovana fihaonambe virtoaly iray mba hifampizaràna hevitra sy traikefa.
Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an-ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an-ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...