Fifidianana ny ho mpitantana ny GV 2020: ny lisitr'ireo mpifaninana

Hafaliana ho anay ny manolotra ity lisitra manaraka ity ahitàna ny anaran'ireo mpifaninana ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo vondrompiarahamonina ao anivon'ny filankevipitantanan'ny GV (Tsara ny hanamarihana fa nisy tamin'ireo natolotra no nandà tam-panajana ny tsy hofidiana):

Solontenan'ireo mpirotsaka an-tsitrapo (fanampinanarana manaraka ny filahatry ny alfabeta)

Ahmed Medien
Arzu Geybulla
Kevin Rennie
Khojasta Sameyee
Ọmọ Yoòbá
Subhashish Panigrahi
Tanya Lokot
Tori Egherman

Solontenan'ireo mpiara-miombonantoka (fanampinanarana manaraka ny filahatry ny alfabeta)
Gabriela Garcia Calderon
Mohamed ElGohary
Mong Palatino
Nwachukwu Egbunike
Rezwanul Islam
Taisa Sganzerla

Manomboka androany ny famoahantsika ny lahatsoratra am-bilaogy ao amin'ny bilaogin'ny vondrompiarahamonina ho fampahafantarana ireo mpifaninana tsirairay sy anasàna anareo hifandrimbona amin'izy ireo ka hametraka fanontaniana any anaty fanehoankevitra.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.