Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

02 Avrily 2020

Tantara tamin'ny 02 Avrily 2020

Mpifaninana ho solontenan'ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Kevin Rennie

Amin'ny firotsahana ho isan'ny filankevipitantanana, heverin'i Kevin ny hanana "ny fahafahana miasa miaraka amin'ity vondrompiarahamonina tsy mampino ananantsika ity mba hanakaikezana tontolo iray izay tena mila fatratra ny fisian'ireo feo tsy mainkina."

Diarin'ny COVID-19 avy any Wuhan : « Tsy tanàna fotsiny no nahiboka, fa koa ny feonay. »

Asehon'ireto diary manokana ireto ny fisarantsarahan'ny olona sy mahalasa azy ireo ho toy ny vongana tsy misy anarany rehefa miaina anaty fanarahana maso sy fifehezana avy any an-tampony

Miomana amin'ny fahatongavan'ny valanaretina i Mozambika na dia tsy mbola nisy aza ny tranga COVID-19 voamarina

Tsy mbola nanakatona ny sisintaniny i Mozambika saingy nametraka fihibohana mandritra ny 14 andro ho an'ireo olona tonga avy any amin'ny firenena misy ny valan'aretina ary nandrara ny fivorian'olona mihoatra ny 300.

Mpifaninana ho solontenan'ny mpiara-miombonantoka ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Mohamed ElGohary

"Ho ahy, ny fisiako ao anivon'ny filankevipitantanan'ny GV dia fisoloana tena ireo tombontsoa tsara indrindra ananan'ireo mpikambana ao anatin'ilay vondrompiarahamonina, ary izay indrindra no tena tiako hatao. "

Fifidianana ny ho mpitantana ny GV 2020: ny lisitr'ireo mpifaninana

Hafaliana ho anay ny manolotra ny lisitr'ireo voatendry hifaninana ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo vondrompiarahamonina ao anatin'ny filankevipitantanan'ny GV.