Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

25 Febroary 2020

Tantara tamin'ny 25 Febroary 2020

Antsafa niarahana tamin'i Marco Antonio Martínez Pérez, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Ayöök

Fantaro misimisy kokoa i Marco Antonio Martínez Pérez, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny3 hatramin'ny 9 Febroary 2020, ary momba ny asany miaraka amin'ny Ayöök, iray amin'ireo sakeliky ny fiteny Mixe.

Karabagh-Ambony : Ahoana no hampironana ny olona hijery ny tena zavamisy iainana ?

Karabagh-Ambony, faritra misy foko mitokana ao Azerbaïdjan, any atsimo-atsinanan'ny Kaokazy, toerana tsy nitsaharan'ireo foko armeniàna nitaky ny fitambarany amin'ny Repoblikan'i Armenia. Hisy ve ny vahaolana ?

‘L Japan': Olon-droa miaraka mibilaogin-dahatsary ny fiainan'ny vehivavy mifanambady

Jereo ny fampahafantarana momba ny tenin-jatovo Japoney hiantsoana ny fiarahan'ny vavy samy sy ny maro hafa ao amin'ny fantsona YouTube nataon'ny mponina ao Kobe Miho sy Clare.