Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

13 Febroary 2020

Tantara tamin'ny 13 Febroary 2020

Ahoana no ho fiantraikan'ilay ‘coronavirus’ tao Wuhan amin'ny politikan'ny Shina amin'ny hoavy?

Fa tsy olana ho an'ny fahasalamàna monja ihany ny 'coronavirus' ao Wuhan, fa koa ora fitsapana goavana ara-politika ho an'ny governemanta

Nangidy lela amin'ny tsy fahasahian'ny governemanta manakana ireo mpitsidika avy any tanibe ny mpiasan'ny fitsaboana ao Hong Kong

Nandrisika ny governemanta ny matihanina ara-pitsaboana ao Hong Kong hanakatona ny toeram-pisavana an-tsisitanin'i Hong Kong sy i Shina ho famerana ny fielezan'ny coronavirus-n'i Wuhan (Covit-19) ho ao Hong Kong.