Tantara tamin'ny 10 Febroary 2020
Taratasim-baovao RV: Nampandroso vondro-tanora vaovao indizeny avy amin'ny vondrom-piarahamonina media ny Cultural Survival

Manolotra ireo rohy amin'ireo tolotra mifandraika amin'ny fiatiana ara-nomerika, ahitana fidirana sy fampiasana ny fitaovana nomerika sy ny fomba samihafa ho an'ny vondrom-piarahamonina mba handraisana anjara feno an-tserasera ihany koa ny taratasim-baovaon'ny Rising Voices.