Vaovao faran'ny Lingua : Desambra 2019

The Lingua ProjectArahaba daholo! Indro atolotro anareo ny toerana nisy ny Lingua tamin'ny Desambra 2019.

Ny fitambarana ho an'io volana io, namoaka lahatsoratra 511 isika, nahasarika mpitsidika 250.232 ary jeripejy 416.280. Nahatratra 258.734 ny isan'ireo mpankafy ny pejintsika Facebook iombonan'ny Lingua ary 262.960 ireo mpanjohy tao amin'ny Twitter. Tamin'ny 2019, asa fandikàna 6.988 no tafavoakantsika, mpitsidika 3.517.558 no azo ary jeripejy 4.320.962

Indro ny topimaso momba ny fandehan'ireo tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 109
Espaniôla 87
Grika 50
Italiana 48
Frantsay 44

Jeripejy

Espaniôla 78,942
Japoney 42,180
Frantsay 32,947
Portiogey 32,008
Rosiaàna 24,744

Mpankafy Facebook

Arabo ar 122,708
Shinoa 42,981
Espaniôla es 19,425
Frantsay fr 17,199
Amharic am 8,813

Mpanjohy Twitter

Shinoa 180,085
Arabo ar 42,171
Bangla bn 8,206
Espaniôla es 7,578
Frantsay fr 5,552

TIreo nitarika tamin'ny 2019 :

Lahatsoratra

Malagasy 1,902
Espaniôla 1,132
Italiana 688
Frantsay 598
Grika 518

Jeripejy

Espaniôla 1,293,823
Portiogey 485,578
Japoney 440,475
Frantsay 400,181
Rosiàna 234,721
Italiana 199,991

Arahabaina ny tarika rehetra, ary misaotra betsaka anareo manampy ny Global Voices ho azo raisina amin'ireny teny marobe ireny, tsy mampino foana ny mahita ny hetsiky ny Lingua! Taona vaovao goavana indray ity! 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua. Mandika teny ho amina fiteny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana hahazo ny vaovaon'ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.