Tantara tamin'ny 20 Janoary 2020
Fanazavana efatra mety ho marina mahakasika ny fangalampiery ataon'ny filoha Torkemenistana
Tsy tazana firy intsony tato ho ato i Gurbanguly Berdymukhammedov, filoha Tiorkmenistana zatra mpitia sehoseho, ka nahatonga tsaho ara-politika niely nanerana ilay repoblika ao Azia Afovoany.
Tsy mahazo Afa-tsy 5 volana fanaovana asa fanompoana Fiarahamonina ilay lehilahy Breziliana iray voampanga amin'ny Trangàna fanaovana valifaty amin'ny lahatsary mamoafady
Nanao voady ny hiady mba hahatonga ny fanaovana valifaty an-dahatsary mamoafady ho toy ny fandikandalàna ilay niharam-boina.
Mametraka fitarainana ny Istinomer , sampandraharaha Serba iray misahana ny fanamarinana haingana ny zava-mitsy taorian'ny fanafihana informatika mahery vaika.
Nangataka fanadihadiana iray hamoahana ny mombamomba ireo nibaiko ilay fanafihana sy namatsy vola ny teknolojia nanaovana izany ny Istinomer.
Tsy nahasakana olona anarivony hanao ny ‘Hazakazaka anoherana ny jadona’ tao Thailandy ny fampitahorana ara-pitsarana sy ny filàna vaniny
Tsy vitan'ny hoe diso fa fahadalàna ihany koa ny setriny ataon'ny manampahefana sy ny tetika fampitahorana. Raha miverina ho ao amin'ny demaokrasia ny firenena, dia tsy tokony hisy olom-pirenena hiatrika fampitahorana tahaka izao?
Vaovao faran'ny Lingua : Desambra 2019
Atolotry ny mpitantana ny Lingua Manager ho anao ny Toerana nisy ny Lingua tamin'ny Desambra 2019