Tantara tamin'ny 14 Janoary 2020
Frantsa : manakaiky ny 100 % amin'ny Harinkarena faobe ny trosam-panjakàna
Mbola hitombo maherin'ny 70 lavitrisa euros ny trosan'i Frantsa amin'ny herintaona, kanefa mindram-bola aminà taha ambany dia ambany teo amin'ny tantarany izy ankehitriny.