Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Janoary 2020

Tantara tamin'ny 12 Janoary 2020

Naterina ho amin'ny toerana hialàny sasatra ny taolambalon'ireo Olona Voalohany tao Trinité sy Tobago

Naverina nalevina ny taolambalon'ireo razambe vazimba teratany niisa 60, ary natao araka ny tokony ho izy tamin'ny fomba feno fanomezamboninahitra ny maty sy fanekena ny lanjan'ny vondrompiarahamonin'ireo Olona Voalohany tao an-toerana.

Nahoana i Donald Trump no malaza be ao Nizerià?

Ratsy ny fandaharana erantany ny fomba fikirakiràn'i Donald Trump ny raharaha iraisampirenena. Fa tsy izany kosa ao Nizerià

Tsy laitran-doza ve ny ao Karaiba?

Mpiakaroka roa — izay niaiky fa "tsy tonga lafatra ny fomba nampiasain-dry zareo" — no manosoka hevitra fa ireo fanjakana nosy no teorana azo antoka indrindra ho aloha raha sanatria tonga ny apôkalipsa. Fa handray ny rehetra ho tongasoa ve anefa ny Atsimo?