Tantara tamin'ny 05 Janoary 2020
Taratasim-baovao RV: tati-baovao manadihady ny fiantraikan'ny halalintsaina voatrolombelona amin'ny zon'olombelona aty atsimo ankapobeny

Manolotra ny fehin'ny lahatsoratray am-bilaogy miresaka ny endrika rehetra amin'ny fampiatiana nomerika sy ny fandraisana fitaovana nomerika ary ireo fomba sy hirika ho an'ny vondrom-piarahamonina handray anjara feno an-tserasera ny taratasim-baovaonay
Nahintsana tamin'ny Amboaran'i Afrika i Togo taorian'ny fanafihana nahafatesana olona
Nahintsana tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny CAN ny ekipam-pirenen'i Togo taorian'ny fanafihana mahafaty olona nihatra tamin'ny valalamanjohy mitondra ny ekipa tany Cabinda, faritra iray ahitana herisetran'ny mpisintaka. Amin'ireo tsikera be dia be mankany amin'ny governemanta angoley, amin'ny manampahefanan'ny Football afrikana, sarotra ny fanontanian'ireo tôgôley.