Tantara tamin'ny Desambra, 2019
Filipina: Mahatsiaro ny vono olona tany Maguindanao
Iray volana mahery izay no lasa, tamin'ny 23 Novambra 2009, nisian'ny famonoana nataon'ny tafika manokana an-dry Ampatuans, mpitarika ady niara-dia tamin'ny Filoham-pirenena Filipiana Gloria-Macapagal Arroyo, ireo lehilahy sy vehivavy maherin'ny 60, saingy efa tafiditra amin'ny eritreritra iombonan'ny vahoaka Filipiana ity hetsika mahatsiravina ity.
Vaovao faran'ny Lingua : Oktôbra 2019
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua - Oktôbra 2019
Vaovao faran'ny Lingua : Septambra 2019
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua -Septambra 2019
Vaovao faran'ny Lingua: Aogositra 2019
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua - Aogositra 2019
Vaovao faran'ny Lingua : Novambra 2019
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua - Novambra 2019
‘Te hiaina izahay': an-tapitrisany ireo Siriana ampijalian'ny hanoanana sy ny hetaheta ao Yarmouk natao fahirano
Nampiantrano Palestiniana mpitsoaponenana 160.000 ny tobin'i Yarmouk taloha. Ankehitriny, 18.000 sisa no mipetraka ao amin'ilay toby natao fahirano. Tapaka ny rano, mahavery fanantenana ny toedraharaha iainan'izy ireo.
Mampiasa ny Fanjakana Islamika mba hiresahana mikasika an'i Okraina Atsinanana ny fandrangitana sasany ao amin'ny Aterineto
Ho an'ny sasany, avy amin'ireo mpikatroka pro-Kiev izay maniry ny handoto ireo Okrainiana mpikomy ireo lahatsary sy sary feno mistery ireo. Raha tsy hoe ny mifanohitra amin'izany angaha?
Venezoelà: Volavolandalàna manasazy ny fanoherana an-tambajotra
Araka ny lalàna, mety ho voasazy an-tranomaizina herintaona ka hatramin'ny dimy taona ny olona rehetra mampiasa ireo fitaovana niomerika mba 'hampiroboroboana na hanafihana ny rindra napetraky ny lalàm-panorenana" na "manakorontana ny filaminambahoaka".
Tsy azo antoka ny ho avin'ireo mpitady fialokalofana ao Sri Lanka
Tokony handray haingana fanapahankevitra ireo manampahefana mba hiantohana ny fiarovana, ny haja sy ny zon'ireo mpitsoaponenana ary ireo mpitady fialokalofana, amin'ny fiantohana ny fitonian-dry zareo sy ny hananan'izy ireo fepetram-piainana mifanaraka amin'ny maha olombelona azy
Weekly Writing Tips: Ny Hasarobidin'ny Fanokafana Tantara Mafonja
Miresaka mikasika ny fomba ahafahan'ny fanokafana mametraka ny lantompeo sy ny fihetsehampo tokony ho hita soritra ao amin'ny tantaranao i Tasia, mpanonta lahatsoratra ho an'ny Global Voices ao Brezila.