Tantara tamin'ny 29 Desambra 2019
Te-hanangana Lohalambom-Pandresena mirentirenty ao amin'ny kianjan'i Belgrade iray ny nasionalista serba
Ny tolokevitra no mahatonga ny fampitahana amin'ireo maritrano diso toerana fanaon'ireo fitondrana tsirefesimandidy ao Balkana.