Tantara tamin'ny 27 Desambra 2019
“SlowMov” : tetikasa sôsialy manome dika iray hafa ny fotoana
Mitompo indray ny fotoana mba hanomezana dikany azy. Mikaroka indray ny hasambarana amin'ny alàlan'ny fandehanana miadana sy fomba fiaina iray madio kokoa. Ny SlowMov dia maka ho tanjony ny fampifandraisana ny olona amin'ny fiainana tsara sy mendrika kokoa.
Burundi: Fihoarana ny fahasembanana mibadabada
"Badalela mibadabada aho, tena olana iray goavana be amin'ny fitenenana sy ny fifandraisana...andro no nisaina dia tafavoaka tanteraka tamin'izany aho"
Tena zavadoza tokoa ve ireo vaksiny andrana hanoherana ny Ebola?
Manamafy ny hetsika ataony ny vondrompiarahamonina iraisampirenena mba hamongorana ilay valanaretina. Marobe ireo firenena nilaza fa nahita vaksiny na fanafody ary efa nampiasainy sahady tsy nanaraka ny zotra fanao takiana ho an'ny fanafody rehetra.
Mitsikera ny fanararaotana ara-pitsarana ataon'ny Huawei amin'ireo mpiasany teo aloha ny mpiserasera Shinoa
Nosamborin'ny polisin'i Shenzhen i Li Hongyuan, mpiasan'ny Huawei teo aloha rehefa niampanga azy ho nanodikodim-bola ny Huawei. Nogadraina 251 andro izy.
Rehefa Oktôbra, feno vorona mpifindra toerana ny lanitr'i Kôlômbia
Mandritra ny volana Oktôbra, toerana itazanana seho iray goavana ny lanitr'i Kôlômbia noho ny fifindran-toeran'ireo vorona marobe toy ny ankoay sy ny voromahery.
Ginea: noho ny viriosy Ebola, hopitaly iray manontolo no nakatona
Antokon-draharaha iray manontolo any anatin'ireo hôpitaly lehibe ao Kônakry no tsy miasa intsony rehefa nahitàna tranga vaovao-nà viriosy Ebola