- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao faran'ny Lingua : Oktôbra 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectArahaba daholo! Indro atolotro anareo ny toerana nisy ny Lingua [1] ho an'ny Oktôbra 2019..

Ny fitambarana ho an'io volana io, namoaka lahatsoratra 535 isika, nahasarika mpitsidika 319.044 ary jeripejy 379.759 Nahatratra 259.308 ny isan'ireo mpankafy ny pejintsika Facebook iombonan'ny Lingua ary 263.366 ireo mpanjohy tao amin'ny Twitter.

Indro ny  topimaso iray momba ny fandehan'ireo tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 103
Espaniôla 97
Italiana 77
Grika 54
Rosiàna 52

Jeripejy

Espaniôla 107.740
Portiogey 48.042
Japoney 40.831
Frantsay 30.615
Rosiàna 24.653

Mpankafy Facebook

Arabo ar 123.380
Shinoa 43.002
Espaniôla es 19.461
Frantsay fr 17.257
Amharic am 8.818

Mpankafy Twitter

Shinoa 180.454
Arabo ar 42.305
Bangla bn 8.160
Espaniôla es 7.599
Frantsay fr 5.566

Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [8] sy Facebook [9]! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua [10]. Mandika teny ho amina fiteny ampolony maro izahay [11]! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua [12]!