Vaovao faran'ny Lingua: Aogositra 2019

The Lingua ProjectArahaba daholo! Indro atolotro anareo ny toerana nisy ny Lingua ho an'ny Aogositra 2019..

Ny fitambarana ho an'io volana io, namoaka lahatsoratra 462 isika, nahasarika mpitsidika 287.396  ary jeripejy 340.721. Nahatratra 259.813 ny isan'ireo mpankafy ny pejintsika Facebook iombonan'ny Lingua ary 263.697 ireo mpanjohy tao amin'ny Twitter.r. 

Indro ny topimaso iray momba ny fandehan'ireo tranonkala rehetra tamin'iny volana lasa iny.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Espaniôla 111
Malagasy 89
Italiana 47
Frantsay 38
Rosiàna 37

Jeripejy

Espaniôla 108.968
Portiogey 46.458
Japoney 33.436
Frantsay 27.020
Bangla 17.156

Mpankafy Facebook

Arabo ar 124.315
Shinoa 43.055
Espaniôla es 19.527
Frantsay fr 17.301
Amharic am 8,826

Mpanjohy Twitter

Shinoa 181.000
Arabo ar 42.400
Bangla bn 8.100
Espaniôla es 7.580
Frantsay fr 5.559

Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua. Mandika teny ho amina fiteny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.