- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao faran'ny Lingua : Novambra 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectArahaba daholo! Indro atolotro anareo ny toerana nisy ny Lingua [1] ho an'ny Novambra 2019.

Ny fitambarana ho an'io volana io, namoaka lahatsoratra 531 isika, nahasarika mpitsidika 300.367 ary jeripejy 380.088. Nahatratra 258.990 ny isan'ireo mpankafy ny pejintsika Facebook iombonan'ny Lingua ary 263.058 ireo mpanjohy tao amin'ny Twitter. 

Indro ny topimaso iray momba ny fandehan'ireo tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 91
Espaniola 89
Italiana 83
Frantsay 43
Grika 43

Jeripejy

Espaniola 103.379
Portiogey 46.747
Japoney 38.821
Frantsay 32.396
Rosiàna 22.791

Mpankafy Facebook

Arabo ar 123,021
Shinoa 42,993
Espaniôla es 19,440
Frantsay fr 17,227
Amharic am 8,814

Mpanjohy Twitter

Shinoa 180.155
Arabo ar 42.240
Bangla bn 8.177
Espaniôla es 7.585
Frantsay fr 5.559

Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [4] sy Facebook [5]! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua [6]. Mandika teny ho amina fiteny ampolony maro izahay [7]! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua [8]!