Tantara tamin'ny 22 Desambra 2019
Noafahan'ny fitsarana angoley ilay mpanora-gazety Rafael Marques
Navotsotry ny fitsarana taorian'ny fifanarahana nataony tamin'ireo mpitory ilay Angoley mpanora-gazety sady mpikatroka Rafael Marques izay voampanga ho nanao fanalam-baraka.