Tantara tamin'ny 17 Desambra 2019
Rehefa maoske daholo izay jeren'ny mason'ny filoha tiorka
Toherin'i Erdoğan ny filazàna hoe i Christophe Colomb no nahita voalohany an'i Amerika, ary faniriany ny hanorina maoske ao Kiobà. Zavatra iray nahatretrika ireo tiorka mpanao hatsikana
Any amin'ny kilaometatra maro no misy ny Ebola, any Kazakhstan no msy mpahay siansa mampanantena vaksiny
Tsy mbola nisy tranganà Ebola voarakitra tao Azia Afovoany. Raha misoroka ny fihinanana akondro ny ao amin'ny firenena iray ao amin'ny faritra, ny mpahay siansa ao amin'ny iray hafa kosa mikaroka vaksiny.
Tchad: Fikambanan'ireo mpitantara angano “titimé titimé” , manampy ny ankizy handray fitenenana
Katsahan'ilay fikambanana mpitantara "titimé titimé" ny hampianatra ny ankizy handray fitenenena imasombahoaka ao Tchad
Ho an'ireo vehivavy tiorka mitolona tsy hianjadian'ny herisetra, toy izao no navalin'ny filohampireneny : Atsaharo ny fitakiana fitoviana
2014, taona iray nampivarahontsana raha resaka herivetra manjo ny vehivavy tao Tiorkia. Tsy tsara araka izany ny nandraisana ilay 'fifanahantsahànana' naroson'ny filoha Erdoğan.