- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary nandritra ny fetiben'ny fiteny indizeny amin'ny Aterineto 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka

Sarin'ny vondrona nandritra ny Fihaonan'ny Mpikatroka Nomerika ho an'ny Fitenin'ny Indizeny nalain'i Uskam Felix Camey (CC BY-NC-SA 4.0)

Natao tany Goatemala ny volana Oktobra 2019 ny Fetiben'ny fiteny Indizeny amin'ny Aterineto (FLLII2019) ary nokarakarain'ny fivondronan'ireto fikambanana manaraka ireto: Oniversite Kaqchikel Maya [1], Kaqchikel Wikiwuj [2]Rising Voices [3], Foibe Ara-kolontsaina ao Espaina [4], ny Orina Mpanasoa Avina [5], ny Unesco any Goatemala [6] , Deutsche Welle Akademie [7] sy ny Federasion'ny Sekoly Goatemalteka Radiofónicas [8] (FGER).

Ireto manaraka ireto ny sasany tamin'ireo sary nalain'i Uskam Felix Camey, mpikambana ao amin'ny Fivondronan'ny Mpikambana.

Fanazavana nataon'i Jun Kanek Nimwitz Pérez sy José Gabriel Ortiz Ordonez nandritra ny Fihaonan'ireo Mpikatroka Nomerika ho an'ny fiteny Indizeny. Saripikan'i Uskam Felix Camey (CC BY-NC-SA 4.0)

Fihaonan'ireo Mpikatroka Nomerika ho an'ny Fiteny Indizeny. Saripikan'i Uskam Felix Camey (CC BY-NC-SA 4.0)

Betty Marlene Mejía Atencio tao amin'ny Fihaonan'ireo Mpikatroka Nomerika ho an'ny Fiteny Indizeny. Saripikan'i Uskam Felix Camey. (CC BY-NC-SA 4.0)

Vondrona miasa amin'ny fanamby sy ny paikady nandritra ny Fihaonan'ireo Mpikatroka Nomerika ho an'ny Fiteny Indizeny. Saripika Uskam Felix Camey (CC BY-NC-SA 4.0)

Yamanik Cholotío, Isela Xospa Cruz, Cecilia Magalí Tuyuc Us ary Imbaya Kay Cachiguango Motto tamin'ny valan-dresaka ho an'ny daholobe nandritra ny Fetibe. Saripikan'i Uskam Felix Camey (CC BY-NC-SA 4.0)

Raha te hijery ny seho feno mitondra ny lohateny hoe “Nimaq'ij Abya Yala ruma ri Ach-‘amaq ‘Ch’ab’äl pa K’amaya'l [9]“, tsidiho ny rakitsary manaraka ao amin'ny Google Photos. Azo alaina avokoa ny sary rehetra araka ny lisansa Creative Commons Attribution-NonCommercial-Share Alike 4.0 International.