Tantara tamin'ny 13 Desambra 2019
Global Voices tao anatin'ny adihevitra momba ny fanaovangazety mandehandeha ao Môzambika

Ny 31 Martsa 2015 no natao tao Mozambika, ary natrehan'i Borges Nhamirre, mpanao gazety sy mpikaroka ao amin'ny Center for Public Integrityny adihevitra momba ny fanaovangazety amin'ny finday
Tian'ireo shinoa manampahefana omena valisoa izay mpisera anaty aterineto ka manapariaka “vaovao tsara”

Amporisihan'ny birao shinoa misahana ny aterineto ireo orinasa misehatra amin'ny teknolojia mba hanome valisoa ireo "manapariaka vaovao tsara". Tsy miombona amin'ny famaritan'ny governemanta ny atao hoe vaovao tsara ireo shinoa mpampiasa aterineto
Chhaupadi, Fomban-drazana Nepaley manilika ny vehivavy mandritra ny fadim-bolana
Na dia nandràra ny chhaupadi aza ny Fitsarana Tampony Nepaley tamin'ny taona 2005, dia mbola miorim-paka mafy any amin'ireo tanàna be havoana saro-dalana izany.