Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Desambra 2019

Tantara tamin'ny 09 Desambra 2019

Onja vaovaonà fametavetàna sy fanararaotana ankizy mahazo an'i Pakistàna

Na eo aza ireo sazy henjana ampiharina amin'ny heloka bevava (..) dia haingam-pitombo ny isan'ireo trangam-panararaotana ankizy any Pakistàna.

Manempotra ny renivohitr'i India ny mololo mirehitra sy ireo renirano maloto

Tamin'ity taona ity, miatrika krizy henjan'ny loto ny faritry ny renivohitra nasionaly Indiana satria tsy voafehy intsony ny zavona manempotra ary mandrakotra ny renirano Yamuna, izay efa tena maloto loatra, ny roatra misy poizina.

Tahotra sy ahiahy: Ny fiainan'ny Zeorziana any Gali, Abkhazia

Ho an'ny Zeorziana ao Abkhazia-misintaka, fitantanan-draharaha mampanonofy ratsy ny fiainana. Fiainana andavanandro toy ny fiainan'ny gadra

Kôlômbia, tantara an-tsary iray miresaka ny fanarahamaso sy ny miralenta, manaraka ny gadona salsa

GV Mpisolovava

María Juliana Soto, mpamorona ny tantara an-tsary nomerika « Tour Delirio : Salsa y Vigilancia », niresaka tamin'ny Global Voices momba ny miralenta sy ny fanarahamaso ao Amerika Latina

Mozambika: Fanaovana ho ara-dalàna ny fanalan-jaza ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vaovao

Mozambika no firenena Afrikana fahefatra nampihatra ny fanesorana tsy ho heloka ny fanapahana vohoka an-tsitrapo (IVG).

Fiovam-pitantanana ny Lingua Frantsay!

Blaogim-Piarahamonina GV

Fanambaràn'ny Global Voices ny mpitantana vaovao ny Fandikàna ho amin'ny teny Frantsay!