Tantara tamin'ny 02 Desambra 2019
Fantaro i Kaisanan Ahuan, hampiantrano ny kaonty Twitter e @AsiaLangsOnline ny 3-9 Desambra 2019
Vakio ity fanontaniana sy valiny ity, niarahana tamin'i Kaisanan Ahuan, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 3-9 Desambra 2019. Hozarainy amintsika ny momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Taokas.
Ahoana no hijirihana ny MSN Spaces amin'ny teny Sinoa mba hahafahana mampiasa ireo teny voarara
Manome torolalana i Bennett Haselton avy ao amin'ny Peacefire.org hialàn'ireo Sinoa mpampiasa aterineto an'ireo mpanivana teny ao amin'ny MSN Spaces ao Sina ka tsy mamela azy ireo hanisy ny teny toy ny hoe "demaokrasia" anatin'ny lohatenin'ny bilaoginy.
Manoritra ny tantara lava katolika tao Nagasaki ny fitsidihan'ny Papa Fransoà
Nanasongadina ny vakoka ara-tantaran'ny kristiana ao amin'ny firenena ny fitsidihana voalohany nataon'ny Papa tao Japana tao anatin'ny efa ho efapolo taona izay, namantarana ireo fanamby lehibe atrehin'ny hafa eto amin'izao tontolo izao.
Manohy amin'ny fandraketana an-tsary ireo fanitsakitsahana ny zon'olombelona ireo Shiliana mpakasary
Mizara ny sariny amin'ny media sosialy ireo fifanandrinana mitranga amin'izao fotoana ilay vondrona ao amin'ny dosientsary efa betsaka dia betsaka ao amin'ny pejiny Facebook
Ireo endriky ny haintany ao Kiobà
Periodismo de Barrio, famoahana manokana momba ny fiantraikan'ny haintany amin'ireo lehilahy sy vehivavy ao Kiobà