Tantara tamin'ny 29 Novambra 2019
Anatin'ny fibahanana ny aterineto ao Kashmir: Tatitra an-dahatsary niarahana tamin'ireo Kashmiri mpianatra idonan'ilay krizy
Anatin'ny fanapahana tanteraka ny aterineto ao amin'ny faritra no hiatrehan'ireo 48.000 mpianatra amin'ny kolejy ao Kashmir ny fanadinam-panjakana
Tsy demaokrasia raha maniry “filoham-pirenena mandrakizay” ireo mpifidy ao Roandà?
Notsikeran'ny mpanohitra sy ireo mpikatroka ny zon'olombelona ary koa ireo mpiara miombon'antoka ho an'ny fampandrosoana iraisam-pirenena tahaka ny Etazonia sy ny vondrona Eoropeana ny fitsapan-kevi-bahoaka tao Roandà tamin'ny taona 2015.
Niteraka fanoherana ny foaran'ny fitaovam-piadiana Japoney
Nitsena mpanao fihetsiketsehana ao an-toerana farafahakeliny miisa 400 ny varotra fampisehoana iraisampirenena momba ny fitaovam-piadiana ao Japana mampivoitra ny lalan-tery idiran'ny governemanta japoney sy ny indostiriany manoloana ny lova mpandala ny fandriampahalemana taorian'ny ady [lehibe].
Noraràna tsy hiditra tamin'ny resaka nataon'i Poutine tao Budapest ny sasany tamin'ireo vahiny mpanao gazety
Ity tantara ity dia navoaka tao amin'ny Atlatszo, sampanasa iray mpanadihady an'ny asa fanaovangazety hongroà, .Ny dika omena eto ambany dia tafiditra ao anatin'ny fiarahana miasa amin'ny Global Voices. Toy ireo Hongroà mpanao gazety mpanakiana ny governemanta, ankehitriny indray koa dia ireo vahiny mpanao gazety miasa ao amin'ny firenena no...
Handrafitra lalàna iray mikasika ny aterineto i Zambia mba hanaraha-maso ireo media “mpanaratsy”
Esoin'ny tontolon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny ny minisitry ny Fampahalalam-baovao, Joseph Katema, tamin'ny nanamafisany fa "tsy mahazo vaovao azo antoka" ireo Zambiana noho ny fifantohan'ireo media amin'ny "fanapariahana laingalainga".