Tantara tamin'ny 20 Novambra 2019
Iray amin'ireo zavatra vitsivitsy azo antoka amin'ny krizy shiliàna ny aloky ny lasa

Aao anatin'ireo savoritaka ao Shily, misy teboka iray iraisan'ireo avy amin'ny farany havanana sy ireo avy amin'ny farany havia: hoe ity fotoana ity dia mamofompofona toy ny fanonganam-panjakana tamin'ny 1973.
Mampiseho ny fanagadrana ireo Japoney taorian'ny Ady Lehibe Faharoa ny teatira Tashkent
Tamin'ireo Japoney nogadrain'ny Firaisana Sovietika hanao asa an-terivozona taorian'ny fiafaran'ny ady dia olona teo amin'ny manodidina ny 25.000 teo ho eo no nentina nankany Uzbekistan.
Mamaly ny lehiben'ny tafika Thailandey ilay mpikatroka Hong Kong Joshua Wong
Manome vaovao farany momba ny fihetsiketsehana any Hong Kong sy mamaly ireo fiampangana nataon'ny jeneraly Apirat Kongsompong, lehiben'ny tafika Thailandey i Joshua Wong.