Hetsika fanoherana ny fanolorana mpitsoaponenana meloka, sary fanehoana “amina endrika tsy tena izy” ataon'ny mpanakanto iray ao Hong Kong an'izany

Surrealhk: Naoty an-taratasy miloko marevaka araikitra manenika ny tanàna… ara-bakiteny. Manohana indrindra indrindra an'ireo hetsika sy mampiseho ny hatezerany amin'ny governemantan'i Hong Kong. Avy amin'ny Facebook Surrealhk, nahazoana alàlana.
Ny Rindrina Lennon ao Honk Gong no asa ara-javakanto niombonana izay naka ny anarany avy amin'ny rindrina voalohany noforonina tao Prague, taorian'ny nahafatesan'ny mpihira John Lennon. Niseho voalohany ny dika rindrina raritakelaka (mosaïque) nataon'i Hong Kong nandritra ny Hetsika Elobe tamin'ny taona 2014 rehefa nalefan'ireo mpanohitra ny sarin'ireo naoty an-taratasy miloko marevaka miraikitra miaraka amin'ireo hafatra fanohanana teo amin'ny tohatra miakatra mankao amin'ireo Biraon'ny Governemanta Foibe. Nandritra an'ireo hetsiky ny taona 2019 fanoherana ny fanolorana mpitsoaponenana meloka, namboarina indray ilay rindrina ary nipoitra nanerana ny Nosy ireo rindrina Lennon hafa.
Ny sary navoaka etsy ambony, mampiseho ny endrika ivelan'ny foibentoeran'ny governemantan'i Hong Kong rakotra an'ireo naoty amin'ny taratasy araikitra, dia vao haingana no nanjary nalaza teny anatin'ireo media sosialy tao Hong Kong. Ny artista voalohany nipoiran'ny sary dia Tommy Fung, mpaka sary sy mpanao sary, izay namorona ny kaonty media sosialy Surreal Hong Kong mba hanehoana hevitra mikasika ny fiainana ao Hong Kong.
Tamin'ny tafatafa an-telefona niarahana tamin'ny Global Voices, nambaran'i Fung fa nifindra monina tany Venezoelà izy fony mbola kely ary niverina tao Hong Kong indray ny taona 2016 rehefa nihasarotra ny tontolo politika sy toe-karena tao Venezoelà.
Natombony ho sahala amin'ny fialamboly manokana ho azy ny tetikasa Surreal Hong Kong tamin'ny taona 2016, saingy nahasarika an'ireo dokambarotra sy ireo fitadiavana asa maro ilay kaonty media sosialy, ka nanjary lasa loharanom-bola ho an'i Fung. Nanazava ny antony nampiasàny ny ““Surreal Hong Kong”” ho toy ny lohahevitra amin'ny asany ilay artista:
.Fony voalohany niverina tao Hong Kong aho, sahala amin'ny toa tsy tena izy avokoa ny rehetra tamiko: mitohy miasa tsy misy fitsaharana ireo olona eto, haingana daholo ny fihetsehan'ny zava-drehetra. Miverina any Venezoelà, tena nahantra ny toekarena ary tsy marintoerana mihitsy ny tontolo politika, saingy toa sambatra ny vahoaka. Fa ao Hong Kong, manankarena be sy milamina ny tanàna, tsy sambatra ny vahoaka ary tsy mahazaka somonga. Ny tetikasa dia vokatry ny fikarohana nataoko mikasika ny tanàna. Miaraka amin'izay, tiako ny hankalaza ny dikan'ny ‘surréaliste’ (tsy tena izy, ankosotra) izay manohana ny tena izy iainantsika.
Nampitahainy tamin'ny asan'ireo olona hafa ny fomba fanamboarany ny endriky ny sary navoakany:
Ny ankabeazan'ireo sary namboarina (photoshopped) mandehandeha any anaty tambajotra dia tena feno resaka politika loatra. Tena matetika izy ireo no maneso sy mandrabiraby ny toe-draharaha politika. Ny politika no ivon'ny asa raha toa eo amin'ny toerana faharoa ny endrika ara-javakanto. Raha ny tontolo tena misy kosa no aingampanahy nanosika ireo asako ary mandrakotra ny endri-piainana isankarazany ao Hong Kong miaraka amina fijery miabo kokoa

“Tsy olana izay lokony, aorian'ireo efitra malala notsinjarainara ho efitrano madinika, goba bitika kely matroka fotsiny izy ireo araka izay antsoin'ny olona sasany hoe ny ‘any aminy’ ” Avy amin'ny Facebook Surrealhk. Nampiasaina nahazoana alalàna. avy amin'ny Facebook Surrealhk. Nahazoana alàlana.
Fa tsy hoe tsy manao politika akory ilay artista. Manana hafatra matanjaka ara-tsosialy sy ara-politika ireo ampahany roa tena ankafiziny. Ny sary nokiraina avy amin'ny Choi Hung Estate no safidiny voalohany:
Lasa toerana fanaovana fizahantany malaza ny Choi Hung Estate mba hakàna sary noho ny lokony isankarazany mampiavaka azy. Novaiko ny sary mba fitaratry ny olana mikasika ny fonenana ao Hong Kong – hoe manjary kely dia kely ireo efitrano fonenana satria tsy voaara-maso ny tsenan'ny fananan-trano.
Ny foibentoeran'ny governemanta no asa ankafiziny indrindra, Lennon Wall (sary asongadina eto). Ireo arabe no nandrian'ny fony. Tsy maintsy maka 20 ora ilay artista mba hikirakiràna ny sary, satria nalaina avy amina sary iray tena izy ireo taratasy araikitra (post-it) tsirairay amin'ny sary teny amin'ireo Rindrina Lennon tany anatin'ireo faritra isan-karazany.
Tena mazava ny hafatra avy amin'ito asa ito, mendrika ny ho renesina avokoa ny feo rehetra.
Hatramin'ny Jona, nandray anjara no sady naka sary tamin'ireo hetsika fanoherana ny fanolorana mpitsoaponenana meloka i Tommy. Ho fanampin'ny Rindrina Lennon, nampitaha an'ireo mpanao fihetsiketsehana amin'ireo tena maherifo indrindra ny asany, nampitaha ny fahefan'ny fanoherana amin'ny Dragon Ball Z ary nampiseho ireo mpanao fihetsiketsehana ho toy ny mitolona amin'i Gozilla.

“Mitsangàna ary akaro ny feonareo!” Isika miaraka no matanjaka indrindra tsy araka izay noeritretinao!” Avy amin'ny Faceb Surrealhk Facebook. Nahazoana alàlana.

“Tsy ilainao akory ny hery miafina mba ho lasa maherifo!” Avy amin'ny Facebook Surrealhk. Nahazoana alàlana.

“Isika no fahazavana ao anaty fahamaizinana… eny, isika sy Goku!” Avy amin'ny Facebook Surrealhk. Nahazoana alàlana.
Tena tsy toy ny tena izy mihitsy ireo hetsipanoherana ary io no namporisika ahy hampiseho sy hankalaza an'ireo hafatra. Fantatro fa tena rera-tsaina be ireo mpanohitra ary manantena fa hitondra hery miabo ao anatin'ny hetsika ireo asako. Ohatra, rehefa mahita ireo jiro eny amin'ny findain'ireo mpanao fihetsiketsehana aho, afaka avondrona ho hery matanjaka be iray sahala amin'ny Dragon Ball Z ireo teboka kely.
Tsy nafenin'ilay artista ny hasosorany manoloana ny governemantan'i Hong Kong.
Tena manantena aho fa afaka hiasa mafy izy ireo mba hanatsaràna an'i Hong Kong ary hitandro ny tombontsoan'ireo vahoaka ao Hong Kong ho fototra iray amin'ny fitantanan'izy ireo.
Rehefa nanontaniana azy raha manan-kolazaina izy ho an'ireo mpanjohy ny Global Voices, namaly tamina fehezanteny iray manohana an'i Hong Kong i Fung sy tamin'ny iray tamin'ireo teny filamatra tena malaza indrindra tao anatin'ireo fihetsitsehana manohitra ny fanolorana mpitsoaponenana meloka, manao hoe: Mandranitra i Hong Kong!
Mba hamakiana misimisy kokoa mikasika ny fanoherana ny fanolorana mpitsoaponenana meloka ao Hong Kong, tsidiho ny pejy manokana an'ny Global Voices.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...